LOABARY AN-DASY ou Conférence-débat

INVITATION

Les étudiants, le corps professoral, ainsi que les amis de l’Université Catholique de Madagascar (UCM) ont la joie de vous inviter à participer à la Conférence Débat  centrée sur le thème:

“La situation actuelle interpelle-t-elle l’intelligence et la dignité des malgaches?”

Elle se déroulera le Vendredi 16 Février 2018 à 9h30 à l’UCM Ambatoroka (Salle 002).

Votre présence est déjà une participation à la recherche commune des perspectives face à la situation actuelle.

 

FANASANA

Ny Mpianatra, ny Mpampianatra, ny sakaizan’ny Université Catholique de Madagascar (UCM) dia faly manasa anao handray anjara amin’ny Loabary an-dasy mifantoka amin’ny matoan-kevitra hoe:

“Ny zava-misy ankehitriny ve eken’ny saina sy ny fahamendrehan’ny Malagasy?”

Io dinika io dia hatao ny Zomà 16 Febroary 2018 manomboka amin’ny 9 ora sy 30 miniotra ao amin’ny Efitra 002, UCM Ambatoroka.

Ny fahatongavanao dia efa fandraisana anjara sahady amin’ny fiarahamitady ny vahaolana amin’ny zavamisy ankehitriny.